Archive des articles

AG ZAFALMA

10/03/2013 10:00
Aza adino fa @ alahady 10 mars 2013 ny fifampiarahaban-tsika tratry ny taona. Amin'ny 10 ora maraina ny fotoana, any Ivandry (Mamie Béa). Araky ny mahazatra dia samia mitondra couvert, sy sakafo ary boisson. Mbola misy AG amin'io fa aoka samy ho tonga aloa e !

Débriefing de la Journée récréative

01/12/2012 12:58
  Fivoriantsika manaraka dia ny 1er décembre 2012. Ny toerana mbola ho lazaina @ manaraka.  

Débriefing de la Journée récréative

01/12/2012 10:00
Fivoriantsika manaraka dia ny 1er décembre 2012 @ 10H. Any Ivato ao @ Mme la Présidente. Samy mitondra laoka

JOURNEE RECREATIVE SSD

24/11/2012 13:01
Journée récréative sy Don de sang  -Toerana: Analamahitsy (Tanana Rajaonarivelo Sahondra vady navelan'i Dapé) -Daty: Asabotsy 24 novambra 2012 manomboka @ 9ora -Samia mitondra laoka SSD (Saosisy sy anana na henakisoa sy tsaramaso)  -Ento ny kilalao (jeux de...

JOURNEE RECREATIVE SSD et don de sang

24/11/2012 09:00
Journée récréative sy Don de sang  -Toerana: Analamahitsy (Tanana Rajaonarivelo Sahondra vady navelan'i Dapé) -Daty: Asabotsy 24 novambra 2012 manomboka @ 9ora -Samia mitondra laoka SSD (Saosisy sy anana na henakisoa sy tsaramaso)  -Ento ny kilalao (jeux de société) Matoky ny FFF !

Résultat provisoire Levée de fond (Journée récréative du 10/11/2012)

14/11/2012 12:31
Voir dans Facebook groupe ZAFALMA...

Journée récréative

14/11/2012 10:58
  Misaotra ny ZAFALMA rehetra e ! Manana fianakaviana azo ianteherana. Raha tsy teo ianareo dia tsy tontosa antsakany sy andavany ny zavatra rehetra t@ sabotsy 10/11/2012.

Journée récréative ZAFALMA

10/11/2012 10:00
Ho fanohizana ny asa soa izay nataon'i RAJAONARIVELO Alfred sy Marthe tany Fandriana, ny ZAFALMA dia faly manasa antsika handray anjara amin'ny JOURNEE RECREATIVE izay ataony ao amin'ny SAHAMAITSO Nanisana @ 10 ora.

Vidéo de la Journée récréative ZAFALMA

10/11/2012 10:00
Journée récréative

Ajout funérailles Ouaoua

09/11/2012 17:23
Funérailles de Ouaoua
Objets: 1 - 10 Sur 21
1 | 2 | 3 >>