Journée récréative ZAFALMA du 10/11/2012

Forum

Date: 14/11/2012

Par: Admin

Sujet: Sary et vidéo

Mbola ampahany @ vidéo ireo. Miangavy antsika izay naka sary t@ io andro io mba andefa izany any @ mail zafalma2012@gmail.com

Date: 14/11/2012

Par: Admin

Sujet: Journée récréative

Misaotra ny ZAFALMA rehetra e ! Manana fianakaviana azo ianteherana. Raha tsy teo ianareo dia tsy tontosa antsakany sy andavany ny zavatra rehetra t@ sabotsy 10/11/2012.

Objets: 1 - 2 Sur 2

Nouvel avis