AG ZAFALMA

10/03/2013 10:00

Aza adino fa @ alahady 10 mars 2013 ny fifampiarahaban-tsika tratry ny taona. Amin'ny 10 ora maraina ny fotoana, any Ivandry (Mamie Béa). Araky ny mahazatra dia samia mitondra couvert, sy sakafo ary boisson. Mbola misy AG amin'io fa aoka samy ho tonga aloa e !