JOURNEE RECREATIVE SSD

24/11/2012 13:01

Journée récréative sy Don de sang 

-Toerana: Analamahitsy (Tanana Rajaonarivelo Sahondra vady navelan'i Dapé)

-Daty: Asabotsy 24 novambra 2012 manomboka @ 9ora

-Samia mitondra laoka SSD (Saosisy sy anana na henakisoa sy tsaramaso) 

-Ento ny kilalao (jeux de société)

Matoky ny FFF !