MISAORA AN’I JEHOVAH

 

Misaora an’i Jehovah (2)

Misaora an’i Jehovah ry fanahiko

Misaora an’i Jehovah .

(Basse, 1ère voix, ensemble)

 

Misaora ny Anarany (2)

Misaora ny Anarany masina

Misaora an’i Jehovah.

( 1ère +2è voix)

 

Ary aza misy adinoina

Aza misy adinoina (2)

Ny Fitiavany rehetra.

(2è voix)

 

Praise le Lord my soul (2)

Praise le Lord all my beings

Praise the Holy Name

(Basse, 1ère voix +2è voix, ensemble)