Date: 30/10/2012

Par: babs

Sujet: Lama

tsy ampy mihintsy ny momban i Ouaoua, na ny sary tam nandevenana azy azy ary tsy hitako ao. Ampio ry reto ny sarin i Ouaoua a!
asio anecdote kely, izy anie nampihomehy e.
ilay hira Laniera zao mba misy passage momba azy

Nouvel avis