JOURNEE RECREATIVE SSD et don de sang
24/11/2012 09:00
Journée récréative sy Don de sang -Toerana: Analamahitsy (Tanana Rajaonarivelo Sahondra vady navelan'i Dapé) -Daty: Asabotsy 24 novambra 2012 manomboka @ 9ora -Samia mitondra laoka SSD (Saosisy sy anana na henakisoa sy tsaramaso) -Ento ny kilalao (jeux de société) Matoky ny FFF !