mbola actif ve ity blog ity sa ahoana ?
Exprimez-vous
Date: 04/02/2013
Sujet: Re: he hooo !!
Mbola aticf ity blog ity. Miandry antsika animer azy.......
Date: 05/11/2012
Sujet: Mba te hahalala an'i Ouaoua bebe kokoa e
Sady tsy fantatray mihintsy ny zavatra rehetra nataony hatramin'izay.
Merci.
Date: 31/10/2012
Sujet: Mba te hahalala an'i Ouaoua bebe kokoa e
OUi, mba asivo sary sy mba asio anecdoty ho anaty tsy dia nifanerasera taminy loatra e ! thanks a lot !
Date: 03/11/2012
Sujet: Re: Mba te hahalala an'i Ouaoua bebe kokoa e
@tsika zay manana info, sary, tantara fa tena tsy mbola misy mihitsy aty. Merci
Date: 30/10/2012
Sujet: Lama
tsy ampy mihintsy ny momban i Ouaoua, na ny sary tam nandevenana azy azy ary tsy hitako ao. Ampio ry reto ny sarin i Ouaoua a!
asio anecdote kely, izy anie nampihomehy e.
ilay hira Laniera zao mba misy passage momba azy
Objets: 1 - 6 Sur 6