Journée récréative ZAFALMA

10/11/2012 10:00

Ho fanohizana ny asa soa izay nataon'i RAJAONARIVELO Alfred sy Marthe tany Fandriana, ny ZAFALMA dia faly manasa antsika handray anjara amin'ny JOURNEE RECREATIVE izay ataony ao amin'ny SAHAMAITSO Nanisana @ 10 ora.